Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

« Tamberina »: manome fotoana amin’ny taona ho avy i Nono

Feno fihetseham-po. Izay no azo hamintinana ny seho roa nataon’i Nono, tetsy amin’ny CCEsca sy tetsy amin’ny Havoria, ny alin’ny zoma teo. Namaly hatrany ireo mpankafy azy. I Nono kosa tsikaritra ho feno hafaliana, ka navoakany tamin’ny talentany izany. Soa ka niaraha-nihira avokoa ry «Ilay Masoandro», «Mandondona», «Miaka-midina», «Ankizy milalao», …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.