Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

“Fiba 3X3 U23 World Cup”: hidona voalohany amin’ny Ankoay i Lettonie

Hanomboka anio, ao amin’ny Kianja mitafon’i Wuhan-Chine, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja basikety lalaovin’olona telo, sokajy U23, lahy sy vavy na “Fiba 3X3 U23 World Cup”. Anisan’ireo handray anjara amin’izany ny Ankoay Ma­da­gasikara, izay ao amin’ny vondrona “C”, miaraka amin’i Lettonie, Ouganda, Tonga ary i Espagne. Raha ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.