“Can 2027”: efa fantatra ny ankamaroan’ireo voaantso ho Barea
Na mbola amin’ny alakamisy ho avy izao aza vao hivoaka ny anaran’ireo mpilalao voaantso handrafitra ny Barea, efa namoaka ireo mpilalao nantsoin’i Corentin Martins, mpanazatra, ny ankamaroan’ireo klioba any ivelany, ny herinandro lasa teo. «Afaka andro vitsy !». Ny alakamisy ho avy izao no hivoaka ao amin’ny pejin’ny Federasionina malagasin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.