Basikety – “FIBA 3 X 3”, U23 World Cup: Indroa resy ny Ankoay
Faharesena indroa no nisantaran’ny Ankoay ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja basikety lalaovina olona telo, sokajy U23, vehivavy. Faharesena tsy niady ny iray tamin’izany. Noho ny tsy fahatongavana ara-potoana ny anton’izany. Mbola hiatrika lalao roa hafa izy ireo, rahampitso alakamisy. Ratsy fiditra ny Ankoay teo amin’ny fiadiana ny ho …
No comments yet. Be the first to add a perspective.