Zotram-pifidianana : Manara-maso ny tohin’ny fakan-kevitra ny ONU-UA
Noraisin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny Kly Randrianirina Michaël, teny Iavoloha, afakomaly, ny solontenan’ny Vondrona afrikanina (UA), Mohamed Idriss Farah sy ny avy amin’ny Firenena mikambana (ONU). Nifantoka tamin’ny toe-draharaham-pirenena ny fihaonana ka anisan’izany ny momba ny fizotry ny dinika fakan-kevitra natao teny Iavoloha, nanomboka ny 1 hatramin’ny 8 septambra …
No comments yet. Be the first to add a perspective.