Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Basikety U23 – Fiba 3 x 3, World Cup: Nandresy an’i Tonga fa resin’i Espagne ny Ankoay

Nitohy omaly, tao amin’ny Kianja Wuhan Shi, Hubei Chine, ny andro faharoa hiadiana ny ho tompondaka maneran-tany eo amin’ny taranja basikety lalaovin’olona 3 na “Fiba 3 X 3 World Cup”, sokajy U23. Izay vao nahazo fandresena ny Ankoay, vehivavy, ho an’ny sokajy “C”. Nandresy an’i Tonga tamin’ny isa 21 no …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.