SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina anio, any Côte d’Ivoire, ny fihaonan’i Madagasikara sy Nigeria, taranja handball. Lalao tafiditra anatin’ny andro fahatelo, fifanintsanana isam-bondrona ho an’ny sokajy “B”, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “cadets”. Tsiahivina fa hiaro voninahitra sisa ny Malagasy amin’io lalao io fa tsy ho tafakatra intsony. Hotanterahina ny 25 septambra …
No comments yet. Be the first to add a perspective.