Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Karate – Fifaninanana maneran-tany : Miantso fanampiana ireo ray aman-dreny

Hiatrika ny fiadiana ny amboara maneran-tany amin’ny taranja karate, ny 14 -18 oktobra ho avy izao, any Pologne, sokajy lahy sy vavy, ireo mpikatroka malagasy efatra mianadahy, i Ornella Irian­tsoa, Ayrton, Tiary, ary Mathieu. Manoloana izany, manao antso avo amin’ny fanjakana ny ray aman-drenin’izy ireo. Raha ny fanazavana nataon’izy ireo, …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.