Handball – Tompondakan’i Afrika : Tsy nahita mangirana ny Akio Madagasikara
Ratsy ny vokatra azon’ny Malagasy tamin’ity fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “cadets”, izay tontosaina atsy Côte d’Ivoire, ny 15- 22 septambra ho avy izao, ity. Faharesena fahatelo indray no nahazo ny Akio Madagasikara, omaly, ao anatin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “cadets”, atao ao Côte d’Ivoire, nandritra ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.