Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

INDRAY MIJERY

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ ny distrikan’Amboasary Atsimo, faritra Anôsy, ny atri­kasa fanombohana ny tetikasa “First Food”. Natao indrindra hanatsarana ny sakafo ara-pahasalamana sy manan-karena otrikaina ho an’ny zaza 6 ka hatramin’ ny 23 volana izay anisan’ny ezaka natao hiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo, izany. Tafiditra anatin’ny fiomanana amin’ny fotoam-pahavaratra …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.