Barean’i Madagasikara : Nesorina tanaty lisitra i Zacharie Boucher
Taorian’ny kiana sy fanehoan-kevitra isan-karazany, nalana tao anatin’ny lisitry ny Barea i Zacharie Boucher. Nitsipaka ny fanapahan-kevitry ny mpanazatra ny federasionina. Nikoropaka ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) manoloana ny fanehoan-kevitry ny mpankafy baolina kitra. Ireto farany izay tsy mankasitraka ny fanendrena an’i Zacharie Boucher ho mpiandry tsatoby ny Barea. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.