Fitsarana ny fifidianana : Mitaky fomba fitoriana tsotra ireo ben’ny Tanàna
Anisan’ny tolokevitr’ireo ben’ny Tanàna, natolotra teny Iavoloha ny momba ny fitsarana sy fitarainana eo anivon’ny HCC. Tokony ho antoka iray lehibe amin’ny demokrasia ny zo hanao fitarainana. Navoitran’ireo ben’ny Tanàna amin’izany tolokevitra ho fanatsarana ny fifidianana izany ny fitsipika momba ny fitoriana eo anivon’ny HCC. « Tokony hazava tsara ny antony …
No comments yet. Be the first to add a perspective.