Toamasina : Niofana ireo mpitsabo eny amin’ny hopitaly
57 ireo mpianatra ho mpitsabo sy mpiasan’ny fahasalamana avy amin’ny hopitalin’i Toamasina manaraka fiofanana maimaimpoana momba ny vonjy voina. Ny tomponandraikitra misahana ny fahasalamana avy amin’ny masoivoho amerikanina sady mpampiofana ny Croix Rouge amerikanina no nanatanteraka izany. Sady mianatra ny teknika, mampiasa “défibrilateur” ivelan’ny hopitaly no manao fampiharana avy hatrany …
No comments yet. Be the first to add a perspective.