Kaominina Vohémar: Nahazo fotodrafitrasa avy amin’ny Orange
Miara-miasa amin’ny kaominina Vohémar ny orinasa Orange Madagascar hanavaozana ny fotodrafitrasa efa misy any an-toerana sy hanatonana bebe kokoa ny vahoaka. Mifandraika amin’izany ny fananganana fotodrafitrasa vaovao na fanatsarana ireo nampiasaina taloha hitondra fivoarana ho an’ny tanàna. Tafiditra ao ny fanavaozana tanteraka ny bazary Ambondrona. Sady lasa toerana madio no …
No comments yet. Be the first to add a perspective.