Ady amin’ny kitrotro sy ny poliomelita : Hisy ny fanaovam-baksiny faobe manerana ny Nosy
Anisan’ny ezaka hanatsarana ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana sy miantoka ny fahafahan’ny ankizy mahazo vaksiny eny amin’ny toerana akaiky azy ny fanamafisana ny fanaovam-baksiny andavanandro. Hanatanteraka hetsika fanaovam-baksiny faobe hiadiana amin’ny kitrotro sy ny poliomelita, miaraka amin’ny fizarana vitamine A, ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Hotanterahina ny 5 hatramin’ny 9 oktobra izany, eny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.