Tsipy kanetibe – UBMT : Klioba zandriny indrindra nefa misongadina
Anisan’ireo klioba Tsipy kanetibe zandriny indrindra ny UBMT (Union des boulistes manjaka tokana Ambohitrimanjaka) izay niorina ny volana marsa 2026. Klioba tarihin-dRatsimbaharison Luc sy i Rijavola ary Randrianaivo Eric. Efa manana ny toerany, na eto Madagasikara na any ivelany, ny klioba. Manana fijery vaovao amin’ny fomba fitantanana sy ny hoavin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.