Handball – « Can Cadet» : Faha-13 ny Akio Madagasikara
Nifarana omaly, tany Abidjan, Côte d’Ivoire, ny andiany faha-22 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja handball, sokajy «cadet 2026». Farany vao nisy ventiny ny an’ny Akio. Izay vao nahazo fandresena raha niady ny laharana faha-13. Resin’izy ireo, tamin’ny isa 37 no ho 24, ry zareo Zambianina. Fihaonana notanterahina ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.