Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Baolina kitra – Fifanintsanana Can 2027 : Hivantana amin’ny Canal Plus ny lalaon’ny Barea

Hifanome tanana amin’ny fampandrosoana ny baolina kitra, indrindra fa ny Barea Madagasikara, ny Federasiona malagasy (FMF) sy ny Canal plus Madagasikara. Handefa mivantana ny lalaon’ny Barea sy i Nigeria ny fantsona Canal plus Sport 1, ny zoma ho avy izao. Manomboka izao, miara-miasa ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) sy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.