Vovonana Tantana : Tafajoro ny rafitra eto Antananarivo
Tafapetraka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny Vovonana Tantana-Faritany Antananarivo sy ny faritra Analamanga. Notontosaina tetsy amin’ny efitrano malalaky ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny lanonana nanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny taratasy manendry an-dRamatoa Raharivololoniaina Ninah ho mpandrindram-paritra Analamanga sy Ramatoa Randrianarisoa Riana Raymonde ho ambasadaoro eto amin’ny faritany Antananarivo. Misokatra ho …
No comments yet. Be the first to add a perspective.