Faritr’Itasy : Taribin-jiro 600 m nisy nangalatra
Mirongatra ny halatra taribin-jiro any amin’ny lalam-pirenena voalohany, indrindra any amin’ny faritra Itasy. Tamin’ny alin’ny alatsinainy 14 septambra teo, nahatratra 600 m ny taribin-jiro nisy nangalatra tamin’ny zotra «triphasée» eny Soamahamanina. Niteraka fahatapahan’ny famatsiana herinaratra maro izany, nanomboka teo Soamahamanina, Mandiavato, Miarinarivo, Manazary, Ambatomanjaka, Analavory, Ampefy, Mananasy hatrany Soavinandriana. Nametraka …
No comments yet. Be the first to add a perspective.