« Ant’SAry Doc Mada », andiany faha-4 : Hasongadina ireo horonantsary fanadihadiana
Horonantsary maro notontosaina tany amina firenena 10, anisany ny eto Madagasikara. Ireo no halahatra, hampahafantarina sy hifaninanana mandritra ny “ant’Sary Doc Mada”. Hatao eto Antananarivo ny andiany faha-4 amin’ny “Festival Ant’Sary Doc Mada”, ny 25 septambra hatramin’ny 3 oktobra izao. Hetsika iraisam-pirenena, miompana manontolo amin’ny horonantsary fanadihadiana izy ity. Sanganasa …
No comments yet. Be the first to add a perspective.