Ho fiatrehana ny El nino: Miantso amin’ny fametrahana drafitrasa fiomanana ny Hina
Tranga ara-toetr’andro voajanahary mitsingerina isaky ny roa na fito na 10 taona eo ho eo ny El nino. Mihamafana ny ranomasina ka ny tambolon-drivotra dia miteraka haintany na tondradrano. Eto amintsika, ny haintany no isehoany kokoa, indrindra any atsimo izay efa tena iharan’ny haintany lavareny. Rehefa mihena ny orana, mihena …
No comments yet. Be the first to add a perspective.