Tarika AmbondronA : 25 taona niara-nanoratra tantara tamin’ny mpankafy
Tsy hira fotsiny… Fiainana manontolo no niarahan’ny tarika sy ny mpankafy azy. Fintina an-tsehatra ihany ny seho. Fanamby goavana hafa indray no tontosa. Noporofoin’ny AmbondronA indray ny maha tarika anisan’ny be mpankafy azy ireo. Tanteraka ireo fanamby maro, nandritra ny «Ivony», omaly, tetsy amin’ny Coliseum. Ivon’ny fankalazana ny 25 taona, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.