Toamasina : Nisitraka fitaovam-pianarana ireo zanaka mpanao gazety
Nandalo fotoan-tsarotra toy ny mponina rehetra niharam-boina ny mpanao gazety ao Toamasina, taorian’ireny fandalovan’ny rivodoza Gezani ireny. Maro ireo mpanao gazety tonga marefo noho ny faharavana sy ny takaitra mavesatra nateraky ny loza. Eo an-dalam-panarenana ny fiainany toy ny olon-drehetra ihany koa izy ireo. Izany indrindra no nahatonga ny fikambanan’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.