Afro Queens Music Awards: Solontena malagasy i Denise
Vehivavy afrikanina mpanakanto manana ny maha izy azy maro no mifaninana amin’ny “Afro Queens Music Awards”. Anisan’izany ny mpanankato Denise. Sokajy isan-karazany no hifaninanany amin’izany. Tsy ho diso anjara fa manana ny solontenany i Madagasikara ao anatin’ilay “Afro Queens Music Awards”. Fifaninanana izay hatao amin’ny alalan’ny fandefasana ny sanganasa ampitain-davitra. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.