Nifampidaroka sy nifamono : Lehilahy iray namoy ny ainy, efatra naratra
Namoy ny ainy ny lehilahy iray lasibatra nandritra ny fifampikasihan-tanana teo amin’ireo mpanatrika lanonam-pamadihana tao Ambohidramasy, Andrainjato, kaominina Fianarantsoa, ny marain’ny sabotsy 27 septambra, tamin’ny 1 ora maraina. Nandritra ny fanapoahana afomanga nataon’ny tompon-danonana. Nifampidaroka sy nifamono ireo lehilahy. « Notazomina tato amin’ ny hopitaly ny lehilahy telo vokatry ny ratra », …
No comments yet. Be the first to add a perspective.