Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Lalaon-tsaina Echecs – Olympiades 2026: Ao anaty «Top 100» ny ekipa malagasy

Nifarana ny alatsinainy lasa teo, tany Samarcande, Ouzbekistan, ny andiany faha-46 amin’ny Olympiades eo amin’ny lalaon-tsaina Echec. Tsy nitsanga-menatra ny ekipam-pirenena malagasy niatrika izany, satria tafiditra ao anaty “Top 100” ny tarika niarahan’ny lahy sy vavy. Teo amin’ny laharana faha-87 tamin’ireo firenena 150 nandray anjara izy ireo. Tsiahivina fa nifaninana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.