Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fifanintsanana Can 2027 ; Nanao ady sahala tamin’i Tanzanie ny Barean’i Madagasikara

Sady tsy tsara no tsy ratsy, nanao ady sahala 1 no ho 1, teo anatrehan’ny Taifas Stars Tanzania, ny Barean’i Madagasikara, omaly, tany Maroc. Mbola sarotra ny dian’ny Malagasy mankany amin’ny “Can 2027” anatin’ity vondrona “L” ity. “Tsy nandresy nefa tsy resy!”. Nisaraka ady sahala, 1 no ho 1, ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.