Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Zaikaben’ny tanora ho an’ny fahitsiana: Hanomboka anio, eny Ankatso

Hanomboka anio, haharitra roa andro, ny zaikabem-pirenen’ny tanora ho an’ny fahi­tsiana. Andraisan’ny tanora manerana ny Nosy anjara izany, izay hotanterahina eny amin’ny oniversiten’Antananarivo. Ny Komity mitandro ny fahitsiana (CSI), tohanan’ny fikambanan’ny Firenena miteny sy mampiasa ny teny frantsay (OIF) ary ny Konfederasionina soisy no mi­karakara ny hetsika. Ao ana­tin’ny fanatanterahana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.