Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Toamasina: Mahatratra 64% ny fahavitan’ny Campus Universitaire

Tonga nitsidika ny Cam­pus an’ny oniversiten’i Bari­kadimy, ao Toamasina, ny de­legasionin’ny Banky iraisam- pirenena, ny faran’ny volana septambra teo. Notarihan’i Fily Sissouko, talen’ny diviziona misahana an’i Mozambika, Madagasikara, Maorisy, Kaomoro ary Seychelles. Ny filohan’ny oniversiten’i Toama­sina, Diny Razanakolona, kosa no nitarika ny delegasionin’ny olom-panjakana teto Toamasina. Miisa 123 ireo fotodrafitrasa …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.