Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Ady amin’ny kolikoly : Tanora 60 nampitana ny foto-pisainana manaja ny fahitsiana

Hifarana anio, eto Antananarivo, ny zaikaben’ny tanora ho an’ny fahitsiana. Hanentana ny tanora amin’ny maha mpisehatra afaka mitondra fanovana azy ireo hanamafy io kolontsaina io no tanjon’ny CSI, mpikarakara. “Fitaovana mampandroso ny ady amin’ny kolikoly ny fananana ny foto-pisainana manaja ny fahitsiana sy ny marina. Ha­metraka tanora manerana ny Nosy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.