Karaman’i Corentin Martins : Hanefa ny trosa tsy voaloa ny fanjakana
Nitondra fanazavana teny Ambohijatovo, omaly, ny eo anivon’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS) mahakasika an’ireny vaovao miely mahakasika ny karaman’ny mpanazatra Barea, Corentin Martins ireny. Nilaza izy ireo fa nisy tokoa ny fahatarana ny fandoavana ny karaman’ity mpanazatra ity, saingy tsy feno ilay vaovao miely. Nambaran’ny sekretera jeneralin’ny MJS, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.