Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Njakatiana : « Te haneho seho goavana, amina toerana goavana… »

Andrasana fatratra izay ho fitrangan’ny sehon’i Njakatiana ao amin’ny Coliseum. Anisan’ireo mpanakanto mametraka fanamby ambony foana koa mantsy izy. «Ho antsika mianakavy jiaby». Tsy lohatenin’ny fampisehoana akory, fa lohahevitra ho­voizina mandritra ilay fampisehoana hotontosain’i Njakatiana, ny alahady 4 oktobra izao, etsy amin’ny Coli­seum Antsonjom­be io. «Ny tarika Njakatiana te haneho …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.