Volley-ball – Mada D1 : Zandary telo hiatrika famaranana
Tontosa omaly, teny amin’ ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja volley-ball, sokajy D1. Ekipa zandary telo tafita no hiatrika ny famaranana dia ny GNVB 1 sy 2 eo amin’ny lehilahy ary ny GNVB 1 eo amin’ny sokajy vehivavy. Teo amin’ny andriambavilanitra, lavon’ny GNVB 1 tamin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.