Can 2027, U23: Hitsapa ny ekipan’i Moramanga ny Barea
«Miomana hatrany! » Hiatrika lalao fitsapana amin’ny ekipa voafantin’i Moramanga, ny alahady ho avy izao, any an-toerana, ny ekipam-pirenena Barea, sokajy U23. Fihaonana tafiditra amin’ny fanomanana ny fifanintsanana Can U23 2027. Marihina fa ny voalohan’ny volana novambra ho avy izao no hihaona amin’i Afrika Atsimo i Madagasikara, mandritra ny dingana faharoa. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.