Basikety – Mada N1A : Tompondaka ny GNBC sy ny CosPN
Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara teo amin’ ny sokajy N1A ny GNBC ho an’ny vehivavy ary ny CosPN kosa teo amin’ny lehilahy. Raha hiverenana ny vokatra, resin’ny zandary tamin’ny isa 47 no ho 42 ny JEA Vakinankaratra. Niady ny lalaon’ny roa tonta satria nifandimbiasana ny nitarika ny isa teo amin’ireo tapa-potoana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.