Rugby – Africa Sevens Men’s Series : Laharana faharoa ny Makis Madagasikara
Tompondaka lefitra aty Afrika ny Makis Madagasikara nandritra ny fiadiana ny “Africa Sevens Men’s Series”, taranja rugby lalaovina olona fito. Resin’i Kenya teo amin’ny famaranana ry zalahy. Na izany aza, nahazo ny tapakila hiatrehana ny dingana manaraka, dia ny fiadian-toerana ho an’ny lalao Olympika (JO 2028). Fandresena efatra sy faharesena …
No comments yet. Be the first to add a perspective.