INDRAY MIJERY
Nitokana ny EPP Analamboanio, Dren Atsinanana, ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena ny faran’ny herinandro teo. Anisan’ireo fotodrafitrasa niharan’ny fahasimbana vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Gezani ity sekoly ity. Ny fiaraha-miasa tamin’ny Rotary Club ao Toamasina sy ny fanohanana tamin’ny alalan’ny tetikasa Talim no nahatanteraka ny asa fanarenana. Ny 7 oktobra ho avy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.