Tselatra
Trano 18 tafo kila hotohoton’ny afo tao amin’ny fokontany Lavanono, Ankijaba, kaominina Fanambana, distrikan’i Vohemar, afakomaly. Niainga tamin’ny fipoahana vatoharatra tao amin’ny tokantrano iray ny afo. Potika avokoa ny entana tao amin’ireo tokantrano lasibatra. Mpandeha iray namoy ny ainy taorian’ny lozam-pifamoivoizana nitranga tao amin’ny fokontany Nierenena Brickaville, afakomaly. Nandeha mafy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.