Lehilahy voatifitra teny Namontana: hanao famotorana lalina ny tomponandraikitra
Taorian’ny resabe sy ny fitakiana ny marina nataon’ny mpanaraka tambajotran-tserasera momba ny faty olona teny Madera Namontana, ny alin’ny alakamisy 1 oktobra lasa teo, nanokatra fanadihadiana ny tomponandraikitra voakasika. Imasoana anatin’ity fanadihadiana ity ny hijerena manokana ny mety ho nisian’ny tandrevaka teo amin’ny mpitandro filaminana, ny andraikiny teny an-kianja. « Mba …
No comments yet. Be the first to add a perspective.