Fantina sy fintina
Tsy azo ihodivirana ny hananantsika filoham-pirenena voafidim-bahoaka mialoha ny fahataperan’ ny taona 2027, araka ny nambaran-dRaderanirina Sendrison Daniel, omaly. « Fanasaziana vahoaka ny tsy fanatanterahana izany », hoy izy. Tsiahivina fa kandidà filoham-pirenena ny taona 2023 ny tenany. Nangina taty aoriana ary izao naneho hevitra izao indray. Nivoitra tamin’ny kongresim-paritanin’ny HVM, tany …
No comments yet. Be the first to add a perspective.