INDRAY MIJERY
Nitsidika ny Centre Médico-social Mères-Enfants ny filohan’ny Oniversiten’Antananarivo, ny profesora Randrianasolo Rivoarison ho fanomanana ny fanokafana izany eny an-toerana. Manana anjara toerana lehibe amin’ny fanatsarana ny fahasalaman’ny vehivavy mpampianatra, mpandraharaha ary ny tovovavy mpianatra eny anivon’ny Oniversiten’Antananarivo ny fisian’ity ivontoeram-pitsaboana vaovao ity. Analakely-Arcade/Muraille de Chine… Mampihatra ny drafi-pifamoivoizana PIAA2 ny polisy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.