Fanaovam-baksiny : Manampy antsika ny Amerikanina
Manohana ny hetsika fanaovam-baksiny eto Madagasikara i Etazonia, amin’ny alalan’ny tetikasa Global Polio Eradication Initiative (GPEI) sy Strides. Ny Strides izay manohana ny ezaka hiadiana amin’ny fiparitahan’ny lefakozatra amin’ny alalan’ny fanaraha-maso mahaleo tena sy ny Lot Quality Assurance Sampling na LQAS. Fomba ahafahana manamarina ny fahombiazan’ny LQAS. Hijerena raha tena …
No comments yet. Be the first to add a perspective.