Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fampifandraisana ny fikarohana-haivao-indostria: manao antso ho an’ny tanora mpikaroka ny fanjakana sy ny Sim

Hamaliana ny filana eto Madagasikara, nentanina ireo manan-talenta malagasy hitondra vahaolana avy amin’ny fikarohana havadika ho vokatra. Nanao antso ny minisitera roa, ny Fampiana­rana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa sy ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny fampivelarana ny sehatra tsy miankina, miaraka amin’ny sendikan’ny indostria eto Madaga­sikara (Sim) ho an’ireo …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.