Fandaharam-pibeazana vaovao: mandalo tetezamita ny fampiharana
Nitondra fanazavana ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Misy ny fepetra tetezamita tsy maintsy raisina hitsinjovana ny mpianatra amin’ny fanatanterahana ny fanadinam-panjakana isan-karazany manoloana ity fandaharam-pibeazana ity. Ho an’ny fanadinana CEPE, tsy mbola hanadinana ny taranja” Art”, “EPS” ary ny “Anglais”. Hatao mandritra ny taom-pianarana kosa anefa ireo taranja ireo, saingy tsy hanadinana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.