Taratry ny kanto
Hankalaza ny faha herintaona niorenany ny «Fahatsiarovana mamy». Hetsika kolontsaina sy zavakanto hotanterahina eny amin’ny Mankafy Cabane Ambohimanambola, ny sabotsy 24 oktobra izao, manomboka amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 6 ora hariva. Ho hita eny an-toerana ireo kilalao taloha: vitsilia, sabaka, tsobato, zoera, course kapsily, dihimbazaha, sns. Hifanaraka amin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.