Lalatiana: nigadona an-tanindrazana, hanolotra seho tokana
Ity vao tena izy! Tonga omaly i Lalatiana. Avy hatrany dia niatrika ny fikarakarana sy ny pitsompitsony rehetra amin’ny seho hotontosainy etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena ity mpanakanto ity. Fotoam-bita tsy nahaleo ny sampona ny tamin’ny taon-dasa. Ity kosa, efa tena raikitra ary efa eto an-tanindrazana i Lalatiana. Vonona tanteraka hihaona …
No comments yet. Be the first to add a perspective.