Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Sombim-baovao

Nanomboka ny talata lasa teo, teny amin’ny Kianja COT Ilafy, ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ITF World Tennis Tour Junior – J30. Fifaninanana ho an’ireo mpilalao latsaky ny 18 taona lahy sy vavy. Hanana ny lanjany izany satria sady hakana isa no hiadiana laharana eo amin’ny Federasionina iraisam-pirenena. Hotanterahina …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.