Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Karate – Tompondaka maneran-tany: hanainga amin’ny alahady ny ekipa

Voavaha ihany ny olana ho an’ireo Malagasy mpikatroka karate. Fantatra fa nanohana azy ireo ny fanjakana amin’ny fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany 2026. Anisan’ireo nanolo-tanana ny filohan’ny Fanavaozana sy ireo mpikambana sasany ao amin’ny prezidansa. Teo koa ny lehiben’ny governemanta sy ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.