Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Taranja «Pentathlon »: atleta malagasy roa ho any Portugal

Tafita hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja “Pen­tathlon moderne” izay hotanterahina any Portugal, ny 26 oktobra hatramin’ny 1 novambra ho avy izao, ireo atleta malagasy roa vavy, Razafim­bahiny Chricyah sy Andria­nantara Fahendrena. Izy mirahavavy ireo izay nisongadina nandritra ny fifaninanana afrikanina natao tany Afrika Atsimo, ny faran’ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.